<-
->

1Tt / 1Tan 28:9 And thou, Solomon my son, know thou the God of thy father, and serve him with a perfect heart and with a willing mind: for the Lord searcheth all hearts, and understandeth all the imaginations of the thoughts: if thou seek him, he will be found of thee; but if thou forsake him, he will cast thee off for ever. Ary ianao, ry Solomona zanako, aoka ho fantatrao Andriamanitry ny rainao, ka manompoa Azy amin' ny fo rehetra sy ny fanahy mazoto; fa Jehovah, dia mpandinika ny fo rehetra, ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa. Raha mitady Azy ianao, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay. Ary hianao, ry Salomona, zanako, mahalala an' Andriamanitry ny rainao, ka manompoa azy amin' ny fo mazava sy amin' ny fanahy mazoto, fa Iaveh dia mandinika ny fo rehetra sy maninteraka ny hevitry ny saina rehetra. Raha mitady azy hianao, dia hety ho hitanao izy; fa raha mandao azy kosa hianao, dia hariany mandrakizay. Toi, Salomon mon fils, connais le Dieu de ton père, sers-le d' un coeur sans partage, d' une âme bien disposée, car Yahvé sonde tous les coeurs et pénètre tous les desseins qu' ils forgent. Si tu le recherches, il se fera trouver de toi, si tu le délaisses, il te rejettera pour toujours.