<-
->

1Tt / 1Tan 29:19 And give unto Solomon my son a perfect heart, to keep thy commandments, thy testimonies, and thy statutes, and to do all these things, and to build the palace, for the which I have made provision. ary omeo fo marina Solomona zanako hitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao sy ny lalànao ka hanao izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako ny hanaovana azy. teni-vavolombelonao sy ny lalànao ka hanao izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako ny hanaovana azy. Salomona zanako, omeo fo mazava hitandrina ny didinao aman-pitsipikao sy lalànao, mba hanarahany azy rehetra, sy hanaovany ny lapa izay efa namononako zavatra. A mon fils Salomon donne un coeur intègre pour qu' il garde tes commandements, tes témoignages et tes lois, qu' il les mette tous en pratique et bâtisse ce palais que je t' ai préparé. "