<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 29:22 | And did eat and drink before the |
Ary nihinana sy nisotro tamin' ny fifaliana be teo anatrehan' i Jehovah ny olona tamin' izany andro izany. Ary nampanjakainy fanindroany Solomona, zanak' i Davida, sady nohosorany ho an' i Jehovah ho mpanapaka, ary Zadoka ho mpisorona. | Nihinana sy nisotro teo anatrehan' ny Tompo tamin-kafaliana lehibe izy ireo, tamin' izay andro izay. Salomona zanak' i Davida nantsoiny ampahibemaso fanindroany ho mpanjaka sy nohosorany ho mpanapaka teo anatrehan' ny Tompo, ary Sadaoka koa nohosorany ho mpisorona. | Ils mangèrent et burent en ce jour devant |