<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 29:23 | Then |
Ary Solomona dia nipetraka tamin' ny seza fiandrianan' i Jehovah ho mpanjaka handimby an' i Davida rainy, sady nambinina izy, ka nanaiky azy ny Isiraely rehetra. | Nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny Tompo Salomona, ho mpanjaka dimbin' i Davida rainy, sady nambinina izy ary nankatoavin' Israely rehetra. |