<-
->

1Tt / 1Tan 29:25 And the Lord magnified Solomon exceedingly in the sight of all Israel, and bestowed upon him such royal majesty as had not been on any king before him in Israel. Ary Jehovah nanandratra an' i Solomona indrindra teo imason' ny Isiraely rehetra sady nanome azy voninahitry ny fiandrianana mihoatra noho ny mpanjaka rehetra talohany teo amin' ny Isiraely. Ny fiandrianan' i Salomona nasandratry ny Tompo ho ambony indrindra teo imason' Israely rehetra, ny fanjakany nomeny voninahitra mihoatra noho ny an' ny mpanjaka talohany teo amin' Israely rehetra. Sous les yeux de tout Israël, Yahvé porta à son faîte la grandeur de Salomon et lui donna un règne d' une splendeur que n' avait jamais connue aucun de ceux qui avaient régné avant lui sur Israël.