<-
->

1Tt / 1Tan 29:27 And the time that he reigned over Israel was forty years; seven years reigned he in Hebron, and thirty and three years reigned he in Jerusalem. Ary ny andro nanjakany tamin' ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. Efapolo taona no andro nanjakany tamin' Israely: fito taona izy nanjaka tao Hebrona; ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema. Son règne sur Israël avait duré quarante ans; à Hébron il avait régné sept ans et à Jérusalem il avait régné trente-trois ans.