<-
->

1Tt / 1Tan 5:18 The sons of Reuben, and the Gadites, and half the tribe of Manasseh, of valiant men, men able to bear buckler and sword, and to shoot with bow, and skilful in war, were four and forty thousand seven hundred and threescore, that went out to the war. Ny taranak' i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, izay isan' ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan' ny azo nalefa hanafika. Tamin' ny tarana-dRobena sy ny Gadita ary antsasaky ny fokon' i Manase dia nisy lehilahy mahery, mahatana ampinga aman-tsabatra, mahalefa tsipìka, zatra an' ady, enimpolo sy fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina ny isany, samy vonon-kilatsaka ho mpiady. Les fils de Ruben, les fils de Gad, la demi-tribu de Manassé, certains de leurs guerriers, hommes armés du bouclier, de l'épée, tirant de l' arc et exercés au combat, au nombre de 44760