<-
->

1Tt / 1Tan 6:17 And these be the names of the sons of Gershom; Libni, and Shimei. ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin' ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon' i Solomona ny tranon' i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy, Dia nanao ny raharahan' ny mpihira teo anoloan' ny fonenan' ny tranolay fihaonana izy ireo, mandra-panaovan' i Salomona ny tranon' ny Tompo tany Jerosalema, ary nipetraka nanao ny fanompoany araka ny nandaminana an' izay. Ils furent au service du chant devant la demeure de la Tente du Rendez-vous jusqu'à ce que Salomon eût construit à Jérusalem le Temple de Yahvé, et ils remplissaient leur fonction en se conformant à leur règle.