<-
->

1Tt / 1Tan 6:47 The son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi. Ary ny an' ny taranak' i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin' ny folo tamin' ny firenen' Isakara sy ny firenen' i Asera sy ny firenen' i Naftaly ary ny firenen' i Manase any Basana. Ny tarakan' i Gersoma, araka ny fianakaviany, dia nahazo tanàna telo ambin' ny folo, avy amin' ny fokon' Isakara sy ny fokon' i Asera, ary ny fokon' i Neftalì, sy ny fokon' i Manase, tany Basòna. Les fils de Gershom et leurs clans obtinrent treize villes prises sur la tribu d' Issachar, la tribu d' Asher, la tribu de Nephtali et la tribu de Manassé en Bashân.