<-
->

1Tt / 1Tan 6:48 Their brethren also the Levites were appointed unto all manner of service of the tabernacle of the house of God. Ary ny loka azon' ny taranak' i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin' ny firenen' i Robena sy ny firenen' i Gada ary ny firenen' i Zebolona. Ny taranak' i Merarì araka ny fianakaviany dia nahazo tamin' ny loka tanàna roa ambin' ny folo, avy amin' ny fokon' i Zabolona. Les fils de Merari et leurs clans obtinrent au sort douze villes prises sur la tribu de Ruben, la tribu de Gad et la tribu de Zabulon.