<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 7:29 | And by the borders of the children of |
ary teo amin' ny sisin-tanin' ny taranak' i Manase dia Beti-sana sy ny zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, Dora sy ny zana-bohiny Tamin' ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Isiraely. | Eo an-tànan' ny taranak' i Manase koa Betsàna sy ny tanàna momba azy, Magedao sy ny tanàna momba azy, Dora sy ny tanàna momba azy. Tamin' ireo tanàna ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Israely. |