<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 9:16 | And |
ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. | Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. |