<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 9:22 | All these which were chosen to be porters in the gates were two hundred and twelve. These were reckoned by their genealogy in their villages, whom |
Ary ny isan' ireo voafidy ho mpiandry varavarana ireo dia roa ambin' ny folo amby roan-jato. Ireo dia voasoratra araka ny firazanany tany amin' ny vohiny avy; ary notendren' i Davida sy Samoela mpahita izy noho ny fahamarinany. | Roa ambin' ny folo sy roan-jato no isan' ireo olom-boafidy ho mpiandry varavarana ireo. Voasoratra amin' ny vohiny avy izy, ary Davida sy Samoela mpahita no nanendry azy hanao io raharaha io. | Les portiers des seuils appartenaient tous à l' |