<-
->

2Tt / 2Tan 1:11 And God said to Solomon, Because this was in thine heart, and thou hast not asked riches, wealth, or honour, nor the life of thine enemies, neither yet hast asked long life; but hast asked wisdom and knowledge for thyself, that thou mayest judge my people, over whom I have made thee king: Dia hoy Andriamanitra tamin' i Solomona: Satria tao am-ponao izany ka tsy nangataka vola aman-karena ianao, na voninahitra, na ain' ny fahavalonao, ary tsy nangataka ho ela velona aza, fa nangataka fahendrena sy fahalalana hitsaranao ny oloko izay nampanjakako anao, Ary hoy Andriamanitra tamin' i Salomona: Satria izany no ao am-ponao, fa tsy vola aman-karena no nangatahinao, na voninahitra, na ny ain' ny fahavalonao, ary tsy nangatahinao ny ho lava fiainana aza, fa ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina no nangatahinao ho anao, hitsaranao ny vahoakako izay nananganako anao ho mpanjaka; Dieu dit à Salomon : " Puisque tel est ton désir, puisque tu n' as demandé ni richesse, ni trésors, ni gloire, ni la vie de tes ennemis, puisque tu n' as pas même demandé de longs jours, mais sagesse et savoir pour gouverner mon peuple dont je t' ai établi roi,