<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 1:17 | And they fetched up, and brought forth out of |
Ary ny vidin' ny kalesy iray nentiny niakatra avy tany Egypta dia sekely volafotsy enin-jato, ary ny soavaly dia dimam-polo amby zato avy; ary toy izany koa no nitondrany ho an' ny mpanjakan' ny Hetita sy ny mpanjakan' ny Syriana. Ary Solomona nilaza fa hanao trano ho an' ny anaran' i Jehovah sy lapa ho an' ny tenany. | volafotsy enin-jato sikla no fahazoana mampakatra sy mamoaka kalesy iray avy tany Ejipta, ary dimampolo amby zato sikla no fahazoana soavaly iray. Fa torak' izany ihany koa no nitondran' izy ireo ho an' ny mpanjakan' ny Heteana rehetra sy ny mpanjakan' i Siria. | Ils s' en allaient aussi importer d' |