<-
->

2Tt / 2Tan 12:12 And when he humbled himself, the wrath of the Lord turned from him, that he would not destroy him altogether: and also in Judah things went well. Ary raha nanetry tena izy, dia niala taminy ny fahatezeran' i Jehovah ka tsy nahalany ringana azy; sady nisy fahatsaram-panahy koa tamin' ny Joda. Noho Roboama nanetry tena, dia niala taminy ny fahatezeran' ny Tompo, ka tsy dia tena rava izy, ka mbola nisy zavatra tsara ihany tamin' i Jodà. Mais parce qu' il s'était humilié la colère de Yahvé se détourna de lui et ne l' anéantit pas complètement. Qui plus est, d' heureux événements survinrent en Juda,