<-
->

2Tt / 2Tan 13:7 And there are gathered unto him vain men, the children of Belial, and have strengthened themselves against Rehoboam the son of Solomon, when Rehoboam was young and tenderhearted, and could not withstand them. Ary koa, nisy olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an-dRehoboama, zanak' Solomona, raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy. Olona tsinontsinona, zanak' i Beliala, no niangona teo aminy, sy naharesy an-dRoboama zanak' i Salomona. Ary mbola tanora sy sarotsaro-tahotra Roboama fahizay, ka tsy nahatohitra azy ireo. des gens de rien, des vauriens, se sont unis à lui et se sont imposés à Roboam, fils de Salomon; Roboam n'était encore qu' un jeune homme, timide de caractère, et n' a pas pu leur résister.