<-
->

2Tt / 2Tan 14:8 And Asa had an army of men that bare targets and spears, out of Judah three hundred thousand; and out of Benjamin, that bare shields and drew bows, two hundred and fourscore thousand: all these were mighty men of valour. Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin' ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka dia tonga tao Maresa. Fa nivoaka hiady tamin' ireo Zarà, Etiopiana, nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka nandroso hatrany Maresà. Zérah le Kushite fit une incursion avec une armée de mille milliers et de trois cents chars, et il atteignit Maresha.