<-
->

2Tt / 2Tan 15:9 And he gathered all Judah and Benjamin, and the strangers with them out of Ephraim and Manasseh, and out of Simeon: for they fell to him out of Israel in abundance, when they saw that the Lord his God was with him. Ary novoriny ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny vahiny teo aminy izay avy tany amin' ny Efraima sy ny Manase ary ny Simeona; fa betsaka no nanatona azy avy tamin' ny Isiraely, raha hitany fa Jehovah Andriamaniny no teo aminy. Novoriny daholo Jodà sy Benjamina mbamin' ireo avy amin' i Efraima sy Manase ary Simeona, izay tonga nonina teo aminy, fa betsaka ny olona tamin' Israely no tonga niandany taminy, nony nahita fa nomba azy Iaveh Andriamaniny. Il réunit tout Juda et Benjamin, ainsi que les Éphraïmites, les Manassites et les Siméonites qui séjournaient avec eux, car beaucoup d' Israélites s'étaient ralliés à Asa en voyant que Yahvé, son Dieu, était avec lui.