<-
->

2Tt / 2Tan 16:1 In the six and thirtieth year of the reign of Asa Baasha king of Israel came up against Judah, and built Ramah, to the intent that he might let none go out or come in to Asa king of Judah. Tamin' ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan' i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan' ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an' i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an' i Asa, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahenina amby telopolo nanjakan' i Asà dia niakatra hamely an' i Jodà, Baasà mpanjakan' Israely, ka naoriny Ramà mba hisakana ny olon' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. La trente-sixième année du règne d' Asa, Basha, roi d' Israël, marcha contre Juda; il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa, roi de Juda.