<-
->

2Tt / 2Tan 16:12 And Asa in the thirty and ninth year of his reign was diseased in his feet, until his disease was exceeding great: yet in his disease he sought not to the Lord, but to the physicians. Tamin' ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan' i Asa dia narary tamin' ny tongony izy, ka nihamafy indrindra ny aretiny; nefa na dia narary aza izy, dia tsy nitady an' i Jehovah, fa ny mpanao fanafody ihany. Tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Asà, narary tongotra izy, ary tsaroany naharary azy mafy izany. Tsy Iaveh anefa no notadiaviny, na dia tamin' izany aretiny izany aza, fa ny mpanao fanafody. Asa eut les pieds malades, d' une maladie très grave, dans la trente-neuvième année de son règne; même alors, il n' eut pas recours dans sa maladie à Yahvé mais aux médecins.