<-
->

2Tt / 2Tan 16:8 Were not the Ethiopians and the Lubims a huge host, with very many chariots and horsemen? yet, because thou didst rely on the Lord, he delivered them into thine hand. Tsy maro be va ny Etiopiana sy ny Lobita, ary tsy maro be koa va ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny? Nefa noho ny niankinanao tamin' i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireo. Moa ny Etiopiana sy ny Libiana va tsy mba tafika lehibe, nisy kalesy amam-pitaingin-tsoavaly maro be? Nefa noho hianao niankina tamin' ny Tompo dia natolony teo an-tànanao ireny. Kushites et Libyens ne formaient-ils pas une armée nombreuse avec une grande multitude de chars et de chevaux ? Or n' ont-ils pas été livrés entre tes mains parce que tu t'étais appuyé sur Yahvé ?