<-
->

2Tt / 2Tan 17:2 And he placed forces in all the fenced cities of Judah, and set garrisons in the land of Judah, and in the cities of Ephraim, which Asa his father had taken. Ary namponina miaramila tamin' ny tanàna mimanda rehetra eran' i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin' ny tany Joda sy tany amin' izay tanànan' ny Efraima efa azon' i Asa rainy. Joda izy sady nametraka miaramila tany amin' ny tany Joda sy tany amin' izay tanànan' ny Efraima efa azon' i Asa rainy. nametraka antoko-miaramila tamin' ny tanàna mimanda rehetra amin' i Jodà izy, ary nametraka miaramila mponina tamin' ny tanànan' i Efraima efa azon' i Asà rainy. Il mit des troupes dans toutes les villes fortifiées de Juda et établit des préfets dans le pays de Juda et dans les villes d'Éphraïm qu' avait conquises Asa, son père.