<-
->

2Tt / 2Tan 17:7 Also in the third year of his reign he sent to his princes, even to Benhail, and to Obadiah, and to Zechariah, and to Nethaneel, and to Michaiah, to teach in the cities of Judah. Ary tamin' ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin' ny tanànan' ny Joda, izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin' ny tanànan' ny Joda, Tamin' ny taona fahatelo nanjakany, nirahiny hampianatra tany amin' ny tanànan' i Jodà, ireto lehibe ireto: Bena-Haila, Obdiasa, Zakariasa, Natanaela ary Mikeasa, La troisième année de son règne, il envoya ses officiers : Ben-Hayil, Obadya, Zekarya, Netanéel, Mikayahu, instruire les cités judéennes.