<-
->

2Tt / 2Tan 18:1 Now Jehoshaphat had riches and honour in abundance, and joined affinity with Ahab. Ary Josafata nanana harena sy voninahitra be; ary ny zananilahy dia nampanambadiny ny zanakavavin' i Ahaba. Nanan-karena amam-boninahitra be Josafata ary nanao fanambadiana izy nihavanany tamin' i Akaba. Josaphat eut donc beaucoup de richesses et d' honneur et il s' allia par mariage avec Achab.