<-
->

2Tt / 2Tan 18:10 And Zedekiah the son of Chenaanah had made him horns of iron, and said, Thus saith the Lord, With these thou shalt push Syria until they be consumed. Ary Zedekia, zanak' i Kenana, dia nanao tandroby ka nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany. Sedesiasa zanak' i Kanaana, nanao tandrobý ho azy, ka nilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Hototoinao amin' ireto tandroka ireto ny Siriana, mandra-paharingany. Sédécias, fils de Kenaana, se fit des cornes de fer et dit : " Ainsi parle Yahvé. Avec cela tu encorneras les Araméens jusqu' au dernier. "