<-
->

2Tt / 2Tan 18:11 And all the prophets prophesied so, saying, Go up to Ramothgilead, and prosper: for the Lord shall deliver it into the hand of the king. Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izao koa hoe: Mandehana ho any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa hotolotr' i Jehovah eo an-tananao izy, ry mpanjaka. Ny mpaminany rehetra koa samy naminany toy izany, ka nanao hoe: Miakara any Ramota any Galaada ka maharese, fa hatolotry ny Tompo eo an-tanan' ny mpanjaka izany. Et tous les prophètes faisaient la même prédiction, disant : " Monte à Ramot de Galaad! Tu réussiras, Yahvé la livrera aux mains du roi. "