<-
->

2Tt / 2Tan 18:17 And the king of Israel said to Jehoshaphat, Did I not tell thee that he would not prophesy good unto me, but evil? Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' ny Josafata: Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany? Dia hoy ny mpanjakan' Israely tamin' i Josafata: Tsy efa voalazako taminao va, fa tsy mba milaza soa ho ahy io, fa ny loza ihany! Le roi d' Israël dit alors à Josaphat : " Ne t' avais-je pas dit qu' il prophétisait pour moi non le bien mais le mal ? "