<-
->

2Tt / 2Tan 18:18 Again he said, Therefore hear the word of the Lord; I saw the Lord sitting upon his throne, and all the host of heaven standing on his right hand and on his left. Ary hoy Mikaia: Henoy ary ny tenin' i Jehovah: Nahita an' i Jehovah nipetraka teo amin' ny seza fiandrianany aho, ary ireo maro be rehetra any an-danitra nitsangana teo amin' ny ankavanany sy teo amin' ny ankaviany. Hoy kosa Mikea: Henoy àry ny tenin' ny Tompo: Izaho efa nahita an' ny Tompo mipetraka amin' ny seza fiandrianany, ary ny tafiky ny lanitra rehetra dia eo an-kavanany sy eo an-kaviany. Michée reprit : " Écoutez plutôt la parole de Yahvé : J' ai vu Yahvé assis sur son trône; toute l' armée du ciel se tenait à sa droite et à sa gauche.