<-
->

2Tt / 2Tan 18:27 And Micaiah said, If thou certainly return in peace, then hath not the Lord spoken by me. And he said, Hearken, all ye people. Fa hoy Mikaia: Raha tahìny ho tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin' i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra. Ary hoy Mikea: Raha tafaverina soa aman-tsara hianao, dia tsy niteny tamin' ny alalako Iaveh. Sady nampiany hoe: Samia mihaino izany hianareo vahoaka rehetra. Michée dit : " Si tu reviens sain et sauf, c' est que Yahvé n' a pas parlé par ma bouche. "