<-
->

2Tt / 2Tan 18:3 And Ahab king of Israel said unto Jehoshaphat king of Judah, Wilt thou go with me to Ramothgilead? And he answered him, I am as thou art, and my people as thy people; and we will be with thee in the war. Ary hoy Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, tamin' i Josafata, mpanjakan' ny Joda: Mba hiaraka amiko ho any Ramota-gileada va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao; koa hiaraka aminao ho any an-tafika izahay. Izao no nolazain' i Akaba mpanjakan' Israely, tamin' i Josafata, mpanjakan' i Jodà: Mba hiaraka amiko ho any Ramota any Galaada va hianao? Ka hoy ny navalin' i Josafata taminy: Hihatra amiko ny hihatra aminao, ary hanjo ny vahoakako ny hanjo ny vahoakanao, ka hiaraka aminao hanafika azy izahay. Achab, roi d' Israël, dit à Josaphat, roi de Juda : " Viendras-tu avec moi à Ramot de Galaad ? " Il lui répondit : " Il en sera de la bataille pour moi comme pour toi, pour mes gens comme pour tes gens. "