<-
->

2Tt / 2Tan 18:5 Therefore the king of Israel gathered together of prophets four hundred men, and said unto them, Shall we go to Ramothgilead to battle, or shall I forbear? And they said, Go up; for God will deliver it into the king' s hand. Ary ny mpanjakan' ny Isiraely dia nanangona ny mpaminany efajato lahy ka nanao taminy hoe: Handeha hanafika an' i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho ? Dia hoy ireo: Mandehana, fa hatolotr' Andriamanitra eo an-tananao izy, ry mpanjaka. Dia nantsoin' ny mpanjakan' Israely ny mpaminany efa-jato lahy, ka hoy izy taminy: Handeha hanafika any Ramota any Galaada va isika, sa tokony hijanona aho? Ary hoy ny navalin' ireo: Mandehana fa hatolotr' Andriamanitra eo an-tanan' ny mpanjaka izany. Le roi d' Israël rassembla les prophètes, au nombre de quatre cents, et leur demanda : " Devons-nous aller attaquer Ramot de Galaad, ou dois-je y renoncer ? " Ils répondirent : " Monte, Dieu la livrera aux mains du roi. "