<-
->

2Tt / 2Tan 18:8 And the king of Israel called for one of his officers, and said, Fetch quickly Micaiah the son of Imla. Ary ny mpanjakan' ny Isiraely niantso ny tandapa anankiray ka nanao taminy hoe: Alao faingana Mikaia, zanak' i Jimla. Izay ny mpanjakan' Israely vao niantso eonoka anankiray, ka nanao taminy hoe: Asaovy mankatý miaraka amin' izay Mikea zanak' i Jemlà. Le roi d' Israël appela un eunuque et dit : " Fais vite venir Michée, fils de Yimla. "