<-
->

2Tt / 2Tan 2:1 And Solomon determined to build an house for the name of the Lord, and an house for his kingdom. Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy. Nanisa olona fito alina Salomona hitondra ny entana, valo alina hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary enin-jato amby telo arivo hitandrina an' ireo. Il enrôla 70000 hommes pour le transport, 80000 pour extraire les pierres de la montagne et 3600 contremaîtres.