<-
->

2Tt / 2Tan 2:11 Then Huram the king of Tyre answered in writing, which he sent to Solomon, Because the Lord hath loved his people, he hath made thee king over them. Ary hoy koa Hirama: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an' i Davida zanaka hendry, izay manana fahendrena sy fahalalana, ka hanao trano ho an' i Jehovah sy lapa ho an' ny tenany izy. Ary hoy Hirama: Isaorana anie Iaveh Andriamanitr' Israely izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an' i Davida zanaka hendry, malina, mazava saina, izay hanao trano ho an' ny Tompo ary trano-mpanjaka ho an' ny tenany. Puis il ajouta : " Béni soit Yahvé le Dieu d' Israël! Il a fait les cieux et la terre, il a donné au roi David un fils sage, sensé et intelligent qui va bâtir une maison pour Yahvé et une autre pour y régner lui-même.