<-
->

2Tt / 2Tan 2:15 Now therefore the wheat, and the barley, the oil, and the wine, which my lord hath spoken of, let him send unto his servants: Ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; ary hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin' ny ranomasina ho any Jopa; ary ianao kosa no hitondra azy miakatra hankany Jerosalema. Ary dia hikapa hazo any Libàna, araka izay rehetra ilainao, izahay, sy handefa azy ambony zahatra amin' ny ranomasina hatrany Jope, dia hianao kosa no hampiakatra azy eo ho any Jerosalema. Quant à nous, nous abattrons au Liban tout le bois dont tu auras besoin, nous l' amènerons à Joppé en radeaux par mer, et c' est toi qui le feras monter à Jérusalem. "