<-
->

2Tt / 2Tan 2:16 And we will cut wood out of Lebanon, as much as thou shalt need: and we will bring it to thee in floats by sea to Joppa; and thou shalt carry it up to Jerusalem. Ary Solomona nanisa ny lehilahy hafa firenena rehetra izay nonina tamin' ny tanin' ny Isiraely araka ny nanisan' i Davida rainy Lzy, ary ny isany dia enin-jato amby telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy. Ary nisain' i Salomona araka ny nanisan' i Davida rainy azy, ny lehilahy hafa firenena rehetra teo amin' ny tanin' Israely: dia nisy enin-jato sy telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy ny isany. Salomon fit le compte de tous les étrangers en résidence en terre d' Israël, d' après le recensement qu' en avait fait David son père, et on en trouva 153 600.