<-
->

2Tt / 2Tan 20:1 It came to pass after this also, that the children of Moab, and the children of Ammon, and with them other beside the Ammonites, came against Jehoshaphat to battle. Ary nony afaka izany, dia avy hiady tamin' i Josafata ny taranak' i Moaba sy ny taranak' i Amona mbamin' ny any ankoatry ny Amonita. Tatý aorian' izany, dia tamy ny taranak' i Moaba sy ny taranak' i Amòna, ary nisy Amonita niaraka taminy, hamely an' i Josafata dia hiady aminy. Après cela les Moabites et les Ammonites, accompagnés de Méûnites, s' en vinrent combattre Josaphat.