<-
->

2Tt / 2Tan 20:10 And now, behold, the children of Ammon and Moab and mount Seir, whom thou wouldest not let Israel invade, when they came out of the land of Egypt, but they turned from them, and destroyed them not; Koa indreo ny taranak' i Amona sy Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra, Seira, dia ilay tsy navelanao hotafihin' ny Isiraely, fony izy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ka nivily fa tsy nandringana azy; Ankehitriny, indreo ny taranak' i Amòna sy Moaba mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tsy navelanao hidiran' Israely fony izy avy any amin' ny tany Ejipta, ka nivily izy, fa tsy nandrava azy. Vois à cette heure les Ammonites, Moab et les montagnards de Séïr; tu n' as pas laissé Israël les envahir lorsqu' il venait du pays d'Égypte, il s' est au contraire écarté d' eux sans les détruire;