<-
->

2Tt / 2Tan 20:15 And he said, Hearken ye, all Judah, and ye inhabitants of Jerusalem, and thou king Jehoshaphat, Thus saith the Lord unto you, Be not afraid nor dismayed by reason of this great multitude; for the battle is not yours, but God' s. ka nanao hoe: Mihainoa ianareo, ry Joda rehetra sy ry mponina any Jerosalema, ary ianao, ry Josafata mpanjaka: Izao no lazain' i Jehovah aminareo: Aza matahotra na mivadi-po ny amin' ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady, fa an' Andriamanitra. ka nanao hoe: Mampandria sofina, ry Josafata mpanjaka! Izao no lazain' ny Tompo aminareo: Aza matahotra na manam-badi-po eo anatrehan' ireo vahoaka be ireo, fa tsy anareo ity ady ity, fa an' Andriamanitra. Il s'écria : " Prêtez l' oreille, vous tous Judéens et habitants de Jérusalem, et toi, roi Josaphat! Ainsi vous parle Yahvé : Ne craignez pas, ne vous effrayez pas devant cette foule immense; ce combat n' est pas le vôtre mais celui de Dieu.