<-
->

2Tt / 2Tan 20:17 Ye shall not need to fight in this battle: set yourselves, stand ye still, and see the salvation of the Lord with you, O Judah and Jerusalem: fear not, nor be dismayed; to morrow go out against them: for the Lord will be with you. Tsy ianareo anefa no hiady amin' ity; mijanòna tsara, fa ho hitanareo ny hamonjen' i Jehovah anareo, ry Joda sy Jerosalema. Aza matahotra na mivadi-po, fa rahampitso dia mivoaha hiady aminy; fa Jehovah no momba anareo. Tsy hisy tokony hiadianareo akory amin' itý, fa tongava dia mijanòna eo, fa ho hitanareo ny famonjena hataon' ny Tompo anareo, ry Jodà sy Jerosalema. Aza matahotra na manam-badi-po; mivoaha hianareo rahampitso hitsena an' ireo, fa homba anareo Iaveh. Vous n' aurez pas à y combattre. Tenez-vous là, prenez position, vous verrez le salut que Yahvé vous réserve. Juda et Jérusalem, ne craignez pas, ne vous effrayez pas, partez demain à leur rencontre et Yahvé sera avec vous. "