<-
->

2Tt / 2Tan 20:20 And they rose early in the morning, and went forth into the wilderness of Tekoa: and as they went forth, Jehoshaphat stood and said, Hear me, O Judah, and ye inhabitants of Jerusalem; Believe in the Lord your God, so shall ye be established; believe his prophets, so shall ye prosper. Ary nifoha maraina koa izy, dia niainga nankany an-efitr' i Tekoa; ary nony nivoaka izy, dia nitsangana teo Josafata ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Joda, sy ianareo, ry mponina eto Jerosalema: Minoa an' i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo. Nony ampitso, nifoha maraina koa izy ireo, dia niainga mankany an' efitr' i Tekoe. Ilay lasa iny izy, dia nitsangana teo Josafata, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jodà, sy hianareo mponina ao Jerosalema! Matokia an' ny Tompo Andriamanitrareo, dia tsy ho voahozongozona hianareo, ary matokia ny mpaminaniny, dia hohambinina hianareo. De grand matin, ils se levèrent et partirent pour le désert de Téqoa. A leur départ, Josaphat, debout, s'écria : " Écoutez-moi, Judéens et habitants de Jérusalem! Croyez en Yahvé votre Dieu et vous vous maintiendrez, croyez en ses prophètes et vous réussirez. "