<-
->

2Tt / 2Tan 20:34 Now the rest of the acts of Jehoshaphat, first and last, behold, they are written in the book of Jehu the son of Hanani, who is mentioned in the book of the kings of Israel. Ary ny tantaran' i Josafata sisa, na ny voalohany na ny farany, indro, efa voasoratra ao amin' ny tenin' i Jeho, zanak' i Hanany, izay nakambana ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely, izany. Ny sisa tamin' ny asan' i Josafata, ny voalohany sy ny farany, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny Tenin' i Jehò, zanak' i Hananì, ka efa voatafiditra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely. Le reste de l' histoire de Josaphat, du début à la fin, se trouve écrit dans les Actes de Jéhu, fils de Hanani, qui ont été portés sur le livre des Rois d' Israël.