<-
->

2Tt / 2Tan 21:11 Moreover he made high places in the mountains of Judah and caused the inhabitants of Jerusalem to commit fornication, and compelled Judah thereto. Ary nanao fitoerana avo teny an-tendrombohitr' i Joda koa izy sady nampijangajanga ny mponina tany Jerosalema ary nitaona ny Joda mangingina hanao izany. Nanao fitoerana avo tamin' ny tendrombohitr' i Jodà aza Jorama ary nitaona ny mponina tao Jerosalema hitolo-tena hanaraka andriamani-kafa ary nanambosy an' i Jodà. C' est aussi lui qui institua des hauts lieux sur les montagnes de Juda, qui fit se prostituer les habitants de Jérusalem et s'égarer les Judéens.