<-
->

2Tt / 2Tan 21:13 But hast walked in the way of the kings of Israel, and hast made Judah and the inhabitants of Jerusalem to go a whoring, like to the whoredoms of the house of Ahab, and also hast slain thy brethren of thy father' s house, which were better than thyself: fa nandeha tamin' ny lalan' ny mpanjakan' ny Isiraely kosa ianao ka nampijangajanga ny Joda sy ny mponina any Jerosalema toy ny fijangajangan' ny taranak' i Ahaba, sady novonoinao koa ny rahalahinao nateraky ny rainao, izay tsara noho ianao, fa nandeha tamin' ny làlan' ny mpanjakan' Israely nitarika an' i Jodà sy ny mponina ao Jerosalema hitolo-tena amin' ny andriamani-kafa, toy ny nitarihan' ny ankohonan' i Akaba an' Israely hitolo-tena aminy, ary namono ny rahalahinao, izay tsara noho hianao, dia ny tarana-drainao, mais parce que tu as suivi la conduite des rois d' Israël et que tu es cause de la prostitution des Judéens et des habitants de Jérusalem, comme l' a été la maison d' Achab, et parce que tu as en outre assassiné tes frères, ta famille, qui étaient meilleurs que toi,