<-
->

2Tt / 2Tan 22:1 And the inhabitants of Jerusalem made Ahaziah his youngest son king in his stead: for the band of men that came with the Arabians to the camp had slain all the eldest. So Ahaziah the son of Jehoram king of Judah reigned. Ary ny mponina tany Jerosalema nampanjaka an' i Ahazia, faralahin' i Jehorama, handimby azy; fa ny zokiny rehetra efa matin' ny mpitoha ady izay nanaraka ny Arabo hatrany an-toby avokoa. Koa Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, no nanjaka. Okoziasa zanak' i Jorama faralahy no nampanjakain' ny mponina ao Jerosalema handimby azy, fa ireo zokiny rehetra, efa matin' ny mpitoha ady niara-tonga tamin' ny Arabo, tao an-toby. Izany no nanjakan' i Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà. Les habitants de Jérusalem firent roi à sa place Ochozias, son plus jeune fils, car la troupe qui, avec les Arabes, avait fait incursion dans le camp, avait assassiné les aînés. Ainsi Ochozias, fils de Joram, devint roi de Juda.