<-
->

2Tt / 2Tan 22:10 But when Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she arose and destroyed all the seed royal of the house of Judah. Ary nony hitan' i Atalia, renin' i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra tamin' ny taranak' i Joda. Nony hitan' i Atalia, renin' i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka namono ny zanak' andriana rehetra amin' ny taranak' i Jodà. Lorsque la mère d' Ochozias, Athalie, eut appris que son fils était mort, elle entreprit d' exterminer toute la descendance royale de la maison de Juda.