<-
->

2Tt / 2Tan 22:11 But Jehoshabeath, the daughter of the king, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king' s sons that were slain, and put him and his nurse in a bedchamber. So Jehoshabeath, the daughter of king Jehoram, the wife of Jehoiada the priest, (for she was the sister of Ahaziah,) hid him from Athaliah, so that she slew him not. Fa Joseba, zanakavavin' ny mpanjaka, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina, dia nampiditra azy sy ny mpitaiza azy ho ao an-trano fitehirizam-pandriana. Ary nafenin' i Joseba, zanakavavin' i Jehorama mpanjaka, vadin' i Joiada mpisorona, izy (fa anabavin' i Ahazia ravehivavy) mba tsy ho hitan' i Atalia, ka dia tsy mba voavonony izy. Joasa zanak' i Okoziasa anefa, nalain' i Josabeta zanakavavin' ny mpanjaka, nesoriny avy tamin' ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina tamin' izay, ka napetrany tao an' efitranom-parafara, izy sy ny mpitaiza azy. Toy izany no nanafenan' i Josabeta zanakavavin' i Jorama mpanjaka, vadin' i Joiadà mpisorona, anabavin' i Okoziasa, an' i Joasa, ka tsy nahitan' i Atalia azy, sy tsy nahafatesany azy. Mais Yehoshéba, fille du roi, retira furtivement Joas, fils d' Ochozias, du groupe des fils du roi qu' on massacrait et elle le mit, avec sa nourrice, dans la chambre des lits. Ainsi Yehoshéba, fille du roi Joram et femme du prêtre Yehoyada et elle était soeur d' Ochozias , put le soustraire à Athalie et éviter qu' elle ne le tuât.