<-
->

2Tt / 2Tan 22:5 He walked also after their counsel, and went with Jehoram the son of Ahab king of Israel to war against Hazael king of Syria at Ramothgilead: and the Syrians smote Joram. Ary ny saina nomen' ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, izy hiady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an' i Jorama. Noho ny torohevitra nomeny azy koa no nandehanany niaraka tamin' i Jorama zanak' i Akaba mpanjakan' Israely, hiady amin' i Hazaela mpanjakan' i Siria, tany Ramota-Galaada. Nandratra an' i Jorama ny Siriana. Il suivit en outre leur politique et alla avec Joram, fils d' Achab, roi d' Israël, pour combattre Hazaèl, roi d' Aram, à Ramot de Galaad. Mais les Araméens blessèrent Joram;