<-
->

2Tt / 2Tan 22:8 And it came to pass, that, when Jehu was executing judgment upon the house of Ahab, and found the princes of Judah, and the sons of the brethren of Ahaziah, that ministered to Ahaziah, he slew them. Ary tamin' ny namalian' i Jeho ny taranak' i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin' i Ahazia, izay nanompo an' i Ahazia, ka novonoiny. Tamin' i Jehò nanefa ny fanamelohany ny taranak' i Akaba dia hitany ireo lehibe tamin' i Jodà mbamin' ireo zana-drahalahin' i Okoziasa izay nanao raharaha tao amin' i Okoziasa ka nefainy ireo. Alors qu' il s' employait à faire justice de la maison d' Achab, Jéhu rencontra les officiers de Juda et les neveux d' Ochozias, ses serviteurs; il les tua,